Ny application TELMA MPISERA dia ahafahanao mivarotra ireo vokatra avy @ ireo mpamongady ary ahazoanao tombony mifanaraka @ ireo entana lafonao.
Misorata anarana eto amin'ny Appli ahafahanao manomboka sy mahazo tombony miaraka amin'ny TELMA;
Dingana 4 misesy no arahinao amin'ny fisoratana anarana.
Manomana 15 000Ar antoka ao amin'ny kaonty MVola nao ahazoanao manjifa ireo entana any amin'ny mpamongady akaiky anao.
Ndao ary e!
Dernière version
6.6Telechargé par
Trọng Tín
Nécessite Android
Android 6.0+
Catégories
Gratuit Productivité APPLICATIONClassification du contenu
Everyone
Rapport de sécurité
Vérifier maintenant
Signaler
Signaler comme inappropriéLast updated on Oct 3, 2025
Cette version comprend des corrections de bugs mineurs et des améliorations générales. Installez la dernière version pour profiter d’une expérience optimale.