纽约应用程序 TELMA MPISERA dia ahafahanao mivarotra ireo vokatra avy @ ireo mpamongady ary ahazoanao tombony mifanaraka @ ireo entana lafonao。
Misorata anarana eto amin'ny Appli ahafahanao manomboka sy mahazo tombony miaraka amin'ny TELMA;
Dingana 4 Misey no arahinao amin'ny fisoratana anarana。
Manomana 15,000Ar antoka ao amin'ny kaonty MVola nao ahazoanao manjifa ireo entana 任何 amin'ny mpamongady akaiky anao。
Ndao ary e!
Last updated on 2025年10月03日
此版本包含小幅错误修复和常规改进。请更新至最新版本,以获得更佳体验。